Image des visiteurs qui sont venus dans notre Institut



Cinque Terre Forest Northern Lights Mountains


L'Institut et Observatoire de Géophysique d'Antananarivo s'implique toutefois à la Recherche et à la vie économique du pays. Il met ainsi à la disposition des opérateurs économiques nationaux et étrangers ses expériences en matière de Recherche en Sciences de la Terre et de l'Environnement. visite accessible a toute le monde .

Contactez-nous



Sensibilisation amin'ny ady atao amin'ny DIABETE



Ho tohin'ilay resaka nataontsika mahakasika ilay hazakazaka na fandehanana tongotra (5 Km) izay nokasaintsika ho atao mba ho fanentanana amin’ny ady amin’ny diabete

dia iangaviana izay mazoto rehetra mba hanao inscription amin'ity lien ity :

inscription

-Ovina: Eo anelanelan’ny 18 - 22 Juin 2025

-Toerana: Ankatso (mipaingotra etsy ambany ny circuit izay nokasaina handehanana amin'io fotoana io)

Manentana antsika rehetra arak'izany mba handray anjara fa sady sport io no fanentanana ny hafa ihany koa.

Raha mila fanazavana fanampiny mahakasika ilay evenement dia tsindrio ity lien ity

information